Communiqué de presse : utilisation frauduleuse de l’identité et du logo de l’AFD

PNG
Communiqué de Presse

Le Directeur de l’Agence Française de développement, Monsieur Jérôme BERTRAND-HARDY, informe le public que : « Des individus, utilisant de manière frauduleuse l’identité et le logo de l’Agence Française de développement (AFD), approchent à l’heure actuelle des opérateurs en leur proposant des marchés financés par l’AFD, sous condition de versement préalable de frais. Nous attirons l’attention des opérateurs sur le fait que l’AFD n’est en aucun cas à l’origine de ces propositions de marchés et n’exige jamais de rétribution préalable pour l’octroi de ses marchés. Si vous êtes contactés par une personne se présentant comme un agent de l’AFD et vous sollicitant selon ces modalités, merci de contacter l’Agence par mail ou par téléphone ».

AGENCE FRANCAISE DE DEVELOPPEMENT
23, rue Razanakombana Ambohijatovo
BP. 557 Antananarivo 101
Tél : 261 20 22 200 46 à 48
Mail : AFDAntananarivo@afd.fr

FILAZANA

Ny Talen’ny Tahirim-bola Frantsay momban’ny Fampandrosoana (AFD), Andriamatoa Jérôme BERTRAND-HARDY, dia mampahafantatra ny be sy ny maro fa : “Misy andian’olona, mampiasa sy manao hosoka mitondra ny anarana « Agence Française de Développement » (AFD), amin’izao fotoana izao, manantona ireo Mpandraharaha, mampanantena « marché » amin’ny famatsiam-bola avy amin’ny AFD, raha mandrotsaka vola ho sarany.
Ny AFD dia mampandre etoana fa tsy misy izany « marché » izany ary tsy tompon’andraikitra velively amin’ireo fisolokiana ireo. Tsy fomba fiasan’ny AFD ny mangataka sarany amin’ny « marché » izay avoakany amin’ny alalan’y gazety.

Koa miantso ny Mpandraharaha izahay mba ho mailo eo anatrehan’izao zavamitranga izao. Raha misy olona mitonona ho mpiasan’ny AFD manatona anareo, ka miresaka toy izay voalaza etsy ambony, dia miangavy anareo indrindra mba hiantso ny laharan-tariby (22 200 46 – 47 na 48) na mandefasa mailaka : AFDAntananarivo@afd.fr.

Misaotra amin’ny fiaraha-miasa

Dernière modification : 25/09/2017

Haut de page