Disparition du Pr Albert ZAFY : message de condoléances de l’Ambassadeur de France

"En mon nom personnel et au nom de l’Ambassade de France à Antananarivo, je tiens à adresser mes plus sincères condoléances au peuple Malagasy, au Président de la République, au Gouvernement, ainsi qu’à la famille de l’ancien président Albert ZAFY. Le Professeur Albert ZAFY fut un chef d’Etat dont l’attachement à l’Etat de Droit et au bien commun fait figure d’exemple pour tous. Sa mémoire restera celle d’un ardent défenseur de la démocratie, et son héritage une source d’inspiration pour les générations futures."

"Amin’ny anaran’ny tenako manokana sy amin’ny anaran’ny Masoivoho frantsay eto Antananarivo, maneho etoany fiaraha-miory amin’ny vahoaka Malagasy, amin’ny Filohan’ny Repoblika, amin’ny Governemanta ary amin’ny fianakavian’ny filoha teo aloha Albert ZAFY ny tenako . Ny Profesora Albert ZAFY dia filoham-panjakana, nanome lanja ny fanjakana tan-dalana sy ny fananana iombonana , noho izany olo-manga, ohatra ho an’ny rehetra izy. Ny fahatsiarovany azy dia hitoetra ho mpiaro mafana fo ny demokrasia, ary ny lovany dia hitoetra ho loharano tolo-kevitra ho an’ny taranaka ho avy."

Mme Véronique VOULAND-ANEINI
Ambassadeur de France à Madagascar

PNG

Dernière modification : 17/10/2017

Haut de page