Fetiben’ny Sarimihetsika ao amin’ny IFM Madagasikara

Amin’ity andiany faha-4, italia sy ny teny italianina no hankalazain’ny Fetiben’ny Sarimihetsika.

Manomboka ny alarobia 28 ka hatramin’ny asabotsy 31 oktobra 2020, dia ho hitanao ny sarimihetsika 5 mifanaraka amin’ny fomba mahazatra sy ankehitriny, nahazo loka miavaka momba ny sarimihetsika fanta-daza indrindra aseho amin’ny fiteniny voalohany ary misy dikanteny amin’ny teny frantsay.

Ity andiany faha-4 ity dia vokatry ny fiarahamiasa amin’ny Masoivoho Soisy eto Madagasikara, ny Consulat Honoraire an’i Italia eto Madagasikara.

Vidim-pidirana :
• Fampisehoana 1 : 4.000 Ar
• Cine-Brunch ihany : 8000 Ar
• PASS ho an’ny fampisehoana rehetra (Cine-brunch tafiditra ao anatiny ) : 15.000 Ar

JPEG

Dernière modification : 26/10/2020

Haut de page